Entry azom-panafana (azo, afana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany [Rajemisa 1985]
Analogy   tsy azom-panafana

Updated on 2013/11/06