|
|
|
|

Entry 1  azo itarafana
Elementary words  2 azo, 3 itarafana
Part of speech  4  locution
Examples  5  Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. [2.470#28]

Updated on 2026/02/26