Entry aza manody (aza, tody)
Part of speech   expression
Malagasy definition   fomba firariana mba tsy hahavoa ny hafa izay mahazo ny tena [Rajemisa 1985]
English translation   aza manody anao izany: may this not happen to you [Hallanger 1973]
French translation   aza manody anao izany: que cela ne vous arrive pas! [Hallanger 1974]

Updated on 2009/11/07