|
|
|
|

Entry1  aza fady
Elementary words  2  aza, 3  fady
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao [1.1]
Explanations in English  6  an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. [1.2]

Updated on 2025/09/12