Entry avy aiza (avy, aiza)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? -- Avy any Ambatolampy izy, tompoko [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07