Entry |
avaratr > avaratra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [Rajemisa 1985]
|
English translation | the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [Richardson 1885]
|
| the north [Hallanger 1973]
|
French translation | nord [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Morphology |
avaratra
avaratry
avaratr'
avara-
| |
|
Antonyms |
Compound words, titles, names |
|
Analogues |
atsimo ~
atsinanana ~
andrefana |
Examples | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, page 196]
|
Quotes |
|
Entry |
avaratr > avaratra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: Tany avo avaratra: Olona mpanankarena, mpanefohefo [Rajemisa 1985]