Entry avao
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Taimoro] irery, ihany [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka] ihany [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Ihany: Izay avao! [Rakotosaona 1972]
 Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana
¶ Monja: Iraika avao no tonga ny mpianatra [Rajemisa 1985]
English definition prov. for hiany, foana, fotsiny. [Richardson 1885]
French definition  [Taisaka] même [Deschamps 1936]

Entry avao
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Taisaka] kanjo koa [Rakotosaona 1972]

Entry avao (ava)
Part of speech imperative of passive verb avana [full list]

2009/11/01