|
|
|
|

Entry1  atôma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  [ataoma] 3 Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa. [1.1]
4 singany farany izay kely indrindra tsy azo zaraina mpanorina ny raha iray. [1.13]
5 1. Ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenan-javatra izay mizara roa: ny tenany sy ny hery roa manodidina azy, dia ny netrôna sy ny prôtôna ka ampiasaina hanamboarana baomba atômika, hamokarana angovo atômika ahazoana elektrisite; potika farany bitika miorina ho kasinga simika, noheverina fa izy no farany izay kely indrindra tsy azo ho tresahina..
6 2. Ny atôma no mpiorina ho raha, noheveriny fa farany bitika indrindra, tsy azo saratsarahina, tsy mety hopotehina.. [1.62#156]
Explanations in French  7 atome. [1.13]
Vocabulary  8  Chemistry
All compound words  9  3 combinations of this word

Anagrams  10 amato, 11 amota, 12 atôma, 13 maota, 14 matoa

Updated on 2025/11/11