Entry atom > atona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Amalona lehibe, tona [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Grosse anguille réputée pour sa férocité [1.82]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry atom > ato
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Etsy [1.78]
 Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [1.1]
Explanations in English Here close at hand (not in sight); see mankàto [1.7]
Explanations in French  [Taisaka] Là (près) [1.82]
 Ici tout près, pas visible [1.8]
Examples 
1Tsy ato izy, hoy i Dada. [2.472]
2Nofongorako hiala ato am-poko! [2.499]
Vocabulary 
Morphology 
Present : ato
Past : tato
Future : ato
Derivatives 
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry atom > ato
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiatoana [1.1]
Explanations in French Action de s'arrêter [1.3, 1.5]
 Action de s'interrompre [1.3]
Derivatives 
 

Anagrams 

atom   
atôma
1. Ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenan-javatra izay mizara roa: ny tenany sy ny hery roa manodidina azy, dia ny netrôna sy ny prôtôna ka ampiasaina hanamboarana baomba atômika, hamokarana angovo atômika ahazoana elektrisite; potika farany bitika miorina ho kasinga simika, noheverina fa izy no farany izay kely indrindra tsy azo ho tresahina. [1.62#156]
2. Ny atôma no mpiorina ho raha, noheveriny fa farany bitika indrindra, tsy azo saratsarahina, tsy mety hopotehina. [1.62#156]