Entry atodintarina (atody, tarina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [Rajemisa 1985]
English translation   A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [Richardson 1885]
French translation   glandes à l'aine [Abinal 1888]
   adénite, bubon [Rakotonaivo 1993]
   [ atoditarina ] bubon [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary  

Updated on 2015/01/18