|
|
|
|

Entry 1  atmosfera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1]
4 faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13]
Explanations in French  5 atmosphère [1.13]
Examples  6  Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499#72]
7  ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38#33]
Analogs  8  aera, 9  rivotra
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word atmosfera

Updated on 2026/04/22