|
|
|
|

Entry1  ati-pako
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  atitra, fako
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny
Explanations in English  5  [1.2] [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen.

Anagrams  6 ati-pako, 7 kapaoty, 8 poakaty, 9 tapiôkà

Updated on 2025/09/12