|
|
|
|

Entry1  atentina
Root  2 tentina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
5 Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
6 Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 an-tanety, atentina

Updated on 2025/11/02