| Entry | 1 atao vary raraka |
| Elementary words | 2 atao, 3 vary, 4 raraka |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ilazana ny teny misesy mifampitohitohy tsy misy fiatoana (na teny tsara lahatra izany na ompa sy ozona samihafa).
[1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|