Entry atao tra-drasa (tao, tratra, rasa)
Part of speech   expression
Examples   Notapahiny avy hatrany ny hevitra fa tsy maintsy atao tra-drasa ilay omby, na inona na inona hiseho. [Andraina: Mitaraina, page 126]
Synonyms   tra-drasa

Updated on 2013/10/15