Entry atao hoe (tao, hoe)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [Rajemisa 1985]
English translation   to be called (by name) [Hallanger 1973]
French translation   appelé, dit [Hallanger 1974]

Updated on 2010/10/07