| Entry | 1 atambatra |
| Root | 2 tambatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta
5 Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato 6 Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made
[1.2#608] |
| Explanations in French |
8 qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne:
9 Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle) [1.3] |
| Examples |
10 atambatra, dorana, atao amy ny rano ho sotroina, izany kosa no fanafody.
[2.48]
11 Io kosa niseho rehefa nanjaka Radama, saingy atambatra eto ny fìlazana azy. [1.437#] 12 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 17 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/13 |
|