Entry atakalo (takalo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny
Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [1.1]
Explanations in English To be given in exchange [1.7]
Explanations in French Qu'on donne en échange [1.8]
Morphology 
Present : atakalo, atakaloko, atakalonao, atakalony, atakalontsika, atakalonay, atakalonareo, atakalon', atakalon-, atakalom-
Past : natakalo, natakaloko, natakalonao, natakalony, natakalontsika, natakalonay, natakalonareo, natakalon', natakalon-, natakalom-
Future : hatakalo, hatakaloko, hatakalonao, hatakalony, hatakalontsika, hatakalonay, hatakalonareo, hatakalon', hatakalon-, hatakalom-
Imperative : atakalozy
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20