| Entry | 1 asa tany |
| Elementary words | 2 asa, 3 tany |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany.
[1.1] |
| Examples |
6 Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa.
[2.332#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|