Entry ary saina (ary, saina)
Part of speech expression
Malagasy definition afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao [Rajemisa 1985]
English definition of sound judgement. [Richardson 1885]
Examples Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay [Andraina: Mitaraina, page 7]
Synonyms vory saina

2012/06/20