Entry ary fomba (ary, omba)
Part of speech expression
Malagasy definition tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [Rajemisa 1985]
 [ arifomba ] misy kojakoja rehetra'ilaina [SLP 1986]
French definition [ arifomba ] tout confort [SLP 1986]
French definition complet, qui a tout ce qu'il faut [Rajaonarimanana 1995]

2012/05/14