|
|
|
|

Entry1  arifomba
Elementary words  2 ary, 3 fomba
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 [ary fomba] tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [1.1]
6 misy kojakoja rehetra'ilaina [1.13]
Explanations in French  7 tout confort [1.13]
8 [ary fomba] complet, qui a tout ce qu'il faut [1.5]

Updated on 2026/02/04