|
|
|
|

Entry1  arofanina
Elementary words  2 aro, 3 fanina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera [1.1]
6 fefy fiarovana mba tsy hampianjera [1.13]
Explanations in English  [aro-fanina] 7 a balustrade, lit. a protection against giddiness. [1.2]
8 a railing [1.7]
Explanations in French  9 garde-fou [1.3, 1.13]
10 balustrade [1.3]
11 garde corps [1.13]
Examples  12  arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503]
13  Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944]

Anagrams  14 afon' arina, 15 aniforana, 16 arofanina, 17 fanoirana, 18 Fanoriana, 19 fianorana

Updated on 2025/10/11