Entry fanina
Part of speech adjective
Malagasy definition Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [Rajemisa 1985]
English definition dizzy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 giddy. [Mal. pening.] [Richardson 1885]
 faint [Hallanger 1973]
French definition qui a des vertiges, étourdi [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples 
1Saika fanina ilay tovolahy kely. [Rajaonarivelo: Bina, page 55]
2Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [Andraina: I Vola, page 128]
Quotes 

Entry fañina
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] fanekena [Rakotosaona 1972]

Entry fan~ina
Part of speech circumfix [Words with fan~ina]

2018/08/05