|
|
|
|

Entry1  arintany
Elementary words  2 arina, 3 tany
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
Explanations in English  [arin-tany] 6 coal [1.2, 1.7]
Explanations in French  [arin-tany] 7 charbon de terre [1.8, 1.13]
[arin-tany] 8 houille [1.13]
Examples  9  Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#]
Vocabulary  10  Geology

Anagrams  11 arintany, 12 ranitina, 13 tranainy

Updated on 2025/10/11