Entry | 1 arenina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 arina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo |
Explanations in English |
5 [1.7] to be levelled; to be set upright |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb |
Examples |
7 [2.117#] arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
8 [4.27#] Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; 9 [2.285#] Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word arenina |
Anagrams | 16 anerany, 17 arenina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |