Entry aratra
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [Rajemisa 1985]
 endrika iray isehoan'ny angovo [SLP 1986]
English definition [ haratra ] electrical energy (a variant of varatra) [Hallanger 1973]
French definition [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra) [Hallanger 1974]
French definition électricité
¶ an' aratra: électrique
¶ aratra ateraky ny angovo ara-pana: effet thermoélectrique
¶ aratra ateraky ny voan-kazavana: effet photoélectrique [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry aratra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] hazo mitsivalana amin'ny trano [Rakotosaona 1972]

Entry aratra
Part of speech passive verb
Malagasy definition  [Betsimisaraka] simba [Rakotosaona 1972]

Entry aratra
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] il est à souhaiter que. [David 1952 (takila A)]
Synonyms andratra

2017/03/10