| Entry | 1 arapaka |
| Root | 2 rapaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
5 Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.)
[1.2] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|