| Entry | 1 arakara-tarehy voa-javatra |
| Elementary words | 2 arakaraka, 3 tarehy, 4 voatra, 5 zavatra |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|