Entry araka afo (araka, afo)
Part of speech   expression
Malagasy definition   haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07