Entry arahana (rahana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mangotraka, mandevy, miketrika [1.1]
Explanations in English To be boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2]
Morphology 
Present : arahana, arahako, arahanao, arahany, arahantsika, arahanay, arahanareo, arahan', arahan-, araham-, araha-
Past : narahana, narahako, narahanao, narahany, narahantsika, narahanay, narahanareo, narahan', narahan-, naraham-, naraha-
Future : harahana, harahako, harahanao, harahany, harahantsika, harahanay, harahanareo, harahan', harahan-, haraham-, haraha-
Imperative : arahano
Proverbs 

Updated on 2023/01/05