Entry arahaba ho arivo tratry ny taona (arahaba, arivo, tratra, taona)
Part of speech expression
Malagasy definition teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao [Rajemisa 1985]
English definition a new year's salutation. Lit. may you be a thousand (times) reached by the year! [Richardson 1885]
Vocabulary 

2012/10/25