|
|
|
|

Entry1  ara-drariny
Elementary words  2 araka, 3 rary
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 araka ny fahamarinana [1.1]
Examples  6  Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny. [2.332#]

Updated on 2025/09/12