| Entry | 1 apitrapitra |
| Root | 2 pitrapitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany
[1.1] |
| Explanations in French |
5 à faire regarder tristement
[1.3] |
| Examples |
6 kosa ny maso no apitrapitra ny nify no sokitsokirina ary ny tany no tsotsofina [2.131] 7 Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo [2.996] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|