Entry apetraka hisotro ronono (petraka, sotro, ronono)
Part of speech   expression
Malagasy definition   ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [Rajemisa 1985]
Synonyms   misotro ronono

Updated on 2009/11/07