|
|
|
|

Entry1  antsoina
Root  2 antso
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly.
5 Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary.
6 Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy.
7 Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina.
8 Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola. [1.1]
Explanations in English  [1.2]
9 to be called. [1.7]
Explanations in French  10 qu'on appelle. [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 aantsony, 17 ananotsy, 18 Antanosy, 19 antsiona, 20 antsoina, 21 asintona, 22 santiona

Updated on 2025/11/02