|
|
|
|

Entry 1  an-tsitrapo
Elementary words  2 sitrapo
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1]
Explanations in French  5 [an-tsitra-po] volontairement [1.3#612]
Examples  6  Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina! [2.508#359]
7  Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81]
8  Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73]
9  Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132]
10  Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57]
Antonyms  11 tsy
Analogs  12  atao ami-nahy, 13  fanahy iniana, 14  iniana atao, 15  kibo saokan' ny nahiny, 16  kiniania, 17  lolo fotsy mitono tena, 18  main' ny afo natsangana, 19  mandrora mitsilany, 20  matin-delany toa toho, 21  matin-tanany toa foza, 22  mavon' ny nataony, 23  mpivaro-drano tratr' orana, 24  sitrapon' Ikamisy, 25  vivy nanitrika

Updated on 2026/04/22