| Entry | 1 antsikely |
| Elementary words | 2 antsy, 3 kely |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany [1.1] |
| Explanations in French |
6 Petit couteau, canif, grattoir [1.3] |
| Examples |
7 antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho.
[2.117#]
8 Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. [2.436#] |
| Vocabulary | 9 Tools |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/11 |
|