|
|
|
|

Entry1  antsafaina
Root  2  antsafa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany? [1.1]
Explanations in English  5  to be inquired into, or inquired of, as in antsafa [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12