Entry antsafa
Part of speech   noun
Malagasy definition   arahaba [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa
¶ Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [Rajemisa 1985]
English translation   enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [Richardson 1885]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2012/10/23