| Entry | 1 antonjavatra |
| Elementary words | 2 antony, 3 zavatra |
| Part of speech | 4 locution |
| Examples |
5 samy hafa ny antonjavatra kendreny
[1.38]
6 Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. [2.508#] |
| Updated on 2025/07/29 |
|