Entry antomotra ohatra ny oron-tsaka (tomotra, ohatra, orona, saka)
Part of speech   expression
Malagasy definition   akaiky dia akaiky: Efa antomotra ohatra ny oron-tsaka itỳ ny fanadinana [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07