Entry antomo-dava ohatra ny andro fandroana (tomotra, lava, ohatra, andro)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy [Rajemisa 1985]

2009/11/07