Entry antokon > antoko (toko)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
¶ Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
¶ Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [Rajemisa 1985]
French translation   catégorie, classe, parti, série
¶ antokon-dohavy mifanaraka: police de caractère. [Vocabulary: Economy: printing, drawing]
¶ antokon-javatra mifanaraka tsara: assortiment [SLP: Voambolana]
Examples   Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [Andraina: Mitaraina, page 136]

Entry antokon > antoko
Part of speech   noun
Malagasy definition   tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
French translation   pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana] [David 1952 (takila A)]