Entry antenimiera (any, teny, era)
Part of speech noun
Malagasy definition Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
Mitovy hevitra: komity [Rajemisa 1985]
 andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [SLP: Voambolana]
French definition assemblée [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Synonyms komity
Compound words, titles, names 

2015/02/12