|
|
|
|

Entry1  kômitỳ
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1]
Explanations in English  4  [komìty] a committee [1.7]
Explanations in French  5  [komitỳ] comité [1.3]
6  [komìty] comité [1.8]
Examples  7  Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8  ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9  Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Morphology 
10  Simple :
All compound words 
Other spellings  12  kaomity
Analogs  13  vaomiera, vaomiera

Anagrams  14 kômitỳ, 15 mikito, 16 mitoky

Updated on 2025/09/12