|
|
|
|

Entry1  an-tany hadiako an-danitra toharako
Elementary words  2 tany, 3 adia, 4 lanitra, 5 torahana
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 fanambarana fa tsy maintsy hataony izay hahazoana ilay nofofoiny na aiza handosirany na aiza hiereny. [1.1]

Updated on 2025/09/12