Entry antambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Fambara loza, loza [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] Loza [1.78]
 Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explanations in English Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
 A calamity [1.7]
Explanations in French Malheur, calamité [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Entry antambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/17