Entry Antaimanambondro
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivo [...] Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy [full text in Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Updated on 2012/10/23