Entry antambahoaka > tambahoaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Mahafaly] kinaoly, olona zeny [Rakotosaona 1972]

Entry antambahoaka > Tambahoaka
Part of speech name (anthroponym) [list]
Malagasy definition [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [Rajemisa 1985]
French definition [ Antambahoaka ] petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [Rajemisa 1966]
French definition [ Antambahoaka ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates Dialectical words